plt_tn/jer/22/24.md

12 lines
532 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha velona koa
DH: "Azo antoka fa"
# na dia peratra tombokasen'ny tanako ankavanana aza ianao ry Jekonia, zanaka lahin'i Joiakima, mpanjakan'i Joda, dia ho viraviraiko ianao
DH: "na dia peratra tombokasen'ny tanako ankavanana aza ianao ry Jekonia ... dia ho esoriko eto amin'ny tanako" na "ry Jekonia ... na dia mpanjaka nofidiko ho fampisehoko ny heriko aza ianao dia ho saziko"
# efa nomeko ho eo an-tanan'ireo izay mifofo ny ainao ianao
DH: "Nataoko tanteraka ny fanirian'ireo izay mifofo ny ainao mba hisamborana anao"