plt_tn/jer/17/24.md

12 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 13:12.
# ity tanàna ity dia honenana mandrakizay
DH: "hipetraka eo amin'io tanàna io mandrakizay ny olona"