plt_tn/jer/14/13.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Niteny tamin'i Jeremia Yaveh mba tsy hivavaka ho an'ny vahoakan'i Joda.
# Tsy hahita sabatra ianareo
Eto ny "sabatra" dia midika ady, ary "hahita" dia midika hoe "miaina" na "hijaly". DH: "tsy hiaina ady ianareo"
# fandriam-pahalemana
Ny miaina amim-pilaminana tsy misy fandrahonana avy amin'ireo fahavalo eto dia resahina toy ny zavatra izay afaka omen'ny olona iray ho an'olon-kafa.
# maminany amim-pitaka
DH: "maminany lainga"
# Tsy naniraka azy ireo ... Aho
Ny mpandika teny dia afaka manapa-kevitra ny ampiditra ny tanjona ity fihetsika ity. DH: "tsy naniraka azy ireo haminany amin'ny olon-kafa Aho"
# fahitana lainga sy zava-poana, faminaniana tsy marina avy amin'ny saim-pantany no aminaniany aminareo
Eto ny fahitana sy ny faminaniana dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka mihetsika amin'ny toerana iray mankany amin'ny iray hafa. DH: "fahitana lainga sy faminaniana fitaka tsy misy ilàna azy izay noforonin'ireo mpaminany ireo"
# fahitana ... faminaniana
Ireo fomba fiteny ireo dia manambara hetsika izay resahina toy ny hoe zavatra.
# saim-pantatr'izy ireo
Eto ny saina dia resahina toy ny toerana raha toa ka tokony fahafahana mieritreritra hevitra maro.