plt_tn/jer/10/14.md

12 lines
240 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Lasa tsy ampy fahalalana
"tsy mahafantatra" na "tsy mahalala"
# ilay ampahan'i Jakoba
"izay notompoin'ny vahoakan'Israely"
# Izy no mpamolavola ny zavatra rehetra
"ilay mpamorona ny zava-drehetra" na "ilay namorona ny zava-drehetra"