plt_tn/jer/07/03.md

20 lines
772 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Izao no hafatra izay nirian'i Yaveh omena an'i Jeremia mba omena an'ireo vahoakan'i Joda.
# amboary ny lalanareo ary manaova ny tsara
"mianà fianana tsara ary manaova asa soa"
# ity toerana ity
Io dia manondro ny tanànan'Israely izay manana tempoly teo an'ivony.
# Aza mitoky amin'ireo teny mamitaka manao hoe
"Aza avela hatoky teny fitaka ny tenanao amin'ny filazana hoe"
# Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh!
Namerina io fehezanteny io in-telo ny olona mba ho fanamafisana. Izany dia midika fa hatramin'ny naha an'i Yaveh ny tempoly dia afaka ny miaro izany Izy ary ny vahoakan'i Joda dia hilamina. DH: "Io no tempolin'i Yaveh koa azo antoka fa tsy misy olona afaka hanimba izany ary hilamina isika."