plt_tn/jdg/21/16.md

12 lines
477 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Benjamita
Ilazana ireo taranak'i Benjamina izany. Jereo ao amin'ny 3:15 ny nandikanao izany.
# novonoina ireo vehivavin'ny Benjamina
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "novonoinay ireo vehivavy Benjamita rehetra"
# Tsy maintsy misy lova ho an'ireo sisa velon'i Benjamina, mba tsy hisy foko voaringana amin'ny Israely.
Mampitombo resaka ireo Israelita. Efa nanome vady ho an'ireo Benjamita efajato izy ireo, noho izany dia tsy ho rava tanteraka ilay foko.