plt_tn/jdg/19/07.md

5 lines
393 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tohano aloha ny tenanao, ary miandrasa mandra-pihilan'ny andro
Nanome soso-kevitra azy mba hanohana ny tenany amin'ny fisakafoanana ilay rafozan-dahy. Nangataka tamin'ny ihany koa izy mba hiandry mandra-pihilan'ny andro vao mandeha. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany
DH: ''Mihinàna sakafo mba hampatanjaka anao tsara amin'ny dia, ary miandrasa mandra-pihilan'ny andro vao mandeha"