plt_tn/jdg/16/01.md

16 lines
822 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niara-nandry taminy
Ny andian-teny hoe "niara-nandry taminy" dia fomba mihaja ilazana ny hoe niray ara-nofo. DH: "niray ara-nofo taminy izy" na "niara-natory taminy izy"
# nolazaina ireo Gazita hoe
Ny teny hoe "Gazita'' dia ilazana ny olona avy any Gaza. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona niteny tamin'ny vahoakan'i Gaza"
# Nodidinin'ireo Gazita ilay toerana, niandry azy teo amin'ny vavahadin'ny tanàna nandritra ny alina tontolo izy ireo
Izany dia midika fa nisy Gazita maromaro nanodidina ny toerana nipetrahan'i Samsona ary ny sasany niandry teo am-bavahadin'ny tanàna mba tsy hahafany mandeha.
# Nitazona ny fahanginana nandritra ny alina tontolo
Ny mety ho dikany dia 1) "Tsy nitabataba izy ireo nandritra ny alina" na "Tsy nikasa ny hanafika azy izy ireo nandritra ny alina."