plt_tn/jdg/14/18.md

20 lines
973 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo lehilahy teo an-tanàna
Izany dia ilazana ireo havam-badin'i Samsona. Azo adika mazava ihany koa izany. DH: "ireo tovolahy" na ireo "ireo havany''
# ny andro fahafito
"ny andro faha 7"
# Inona no mamy mihoatra ny tantely? Inona no matanjaka mihoatra ny liona
Izany ny valin'ilay ankamantatra. Azo ovaina ho fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. Raha ilaina dia hazava kokoa ny ankamantatra amin'ny fanampiana andinindininy mihoatra. DH: "Mamy ny tantely ary matanjaka ny liona." na "Mamy ny tantely ary avy amin'ny liona no nivoahan'izany."
# Raha tsy niray tsikombakomba tamin'ny vadiko ianareo
Nampitahain'i Samsona tamin'ny olona izay mampiasa vadin'olona mba hiasa ho azy ireo ny vadiny izay nampiasain'izy ireo mba hahazoany ny valiny. DH:"raha tsy nampiasa ny vadiko ianareo"
# niray tsikombakomba
Ny teny hoe "miray tsikombakomba" dia midika hoe "mampiasa" izay mitovy amin'ny hoe mampiasa biby mba hamadika ny bainga hambolena voa.