plt_tn/jdg/14/15.md

24 lines
1000 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny andro fahefatra
"ny andro faha 4''
# Fitaho
mamitaka na manadala olona amin'ny fanaovana zavatra izay tsy tian'izy ireo atao.
# ny tranon'ny rainao
Ny mety ho dikany dia na 1) Ilazana ny trano fonenany. DH: "ny trano izay onenan'ny rainao sy ny ankohonanao" na 2) "trano" ilazana ny olona izay mipetraka ao amin'izany. DH: "ny ankohonanao"
# hodoranay
Ny teny hoe "mandoro" dia midika oe mandrehitra tanteraka zavatra iray. Raha misy olona "nodorana," dia midika izany fa nodorana ho faty ilay olona.
# Nasainareo taty mba ho ampahantraina angaha izahay
Nametraka izany fanontaniana izany izy ireo mba hiampangana azy tamin'ny nanasany azy ireo mba hampahantraina. Azo avadika ho fehezanteny tsotra izany fanontaniana izany. DH: "Nitondra anay aty mba hampahantraina anay ianareo!"
# mba ho ampahantraina
hihamahantra izy ireo raha tsy maintsy mividy akanjo vaovao ho azy, raha tsy hahavaha ilay ankamantatra. DH: "hampahantra anay amin'ny fanerena anay hividy akanjo vaovao ho anao"