24 lines
849 B
Markdown
24 lines
849 B
Markdown
|
# Ary Yaveh nanandratra mpitsara
|
||
|
|
||
|
Ny fanendren'i Yaveh olona ho mpitsara dia resahina ny hoe nanandratra olona Izy.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny tanan'ireo izay
|
||
|
|
||
|
"tanana" eto dia midika hoe hery. DH: "avy amin'ny herin'ireo fahavalony"
|
||
|
|
||
|
# tsy nihaino ireo mpitsarany izy ireo
|
||
|
|
||
|
"tsy nankatò ireo mpitsarany izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nanolotra ny tenany toy ny mpijangajanga tamin'ireo andriamanin-kafa sy nanompo ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fivadihan'ny vahoaka tamin'i Yaveh sy ny fanompon'izy ireo andriamani-kafa dia resahina toy ny hoe nijangajanga ny vahoaka. DH: "Nivadika taminy tamin'ny fanompoana andriamanitra tsy izy"
|
||
|
|
||
|
# Nivily faingana tamin'ny lalana niainan'ireo razany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fanompoan'ny vahoaka an'i Yaveh tahaka izay nataon'ireo razany dia resahina toy ny hoe nivily sy nandeha tany amin'ny lalan-kafa tsy tahaka ireo razany ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# ireo razany
|
||
|
|
||
|
"ireo razambeny"
|