20 lines
749 B
Markdown
20 lines
749 B
Markdown
|
# nanafika ny tanàna izy ireo
|
||
|
|
||
|
"tanàna" eto dia midika hoe vahoaka. DH: "nanafika ny vahoakan'ny tanàna izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny lelan-tsabatra
|
||
|
|
||
|
"tamin'ny tendro-tsabatra." "Sabatra" eto dia maneho ireo sabatra sy ireo fitaovam-piadiana hafa izay nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady. DH: "tamin'ny lelan-tsabatra" na "tamin'ireo fitaovam-piadian'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# mandehana
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny izany. DH: "mandosira"
|
||
|
|
||
|
# Lozy
|
||
|
|
||
|
Izany tanànan-dehibe vaovao izay nanomboka tao amin'ny tanin'ireo Hitita izany dia nampitondraina ny anaran'ny tanàn-dehibe Lozy, akaikin'i Betela, izay nilaozan'ilay lehilahy.
|
||
|
|
||
|
# izay anarany mandraka androany.
|
||
|
|
||
|
"mbola izany foana ny anarany." "Mandraka androany" eto dia hilazana ny fotoana izay nanoratana ny bokin'ny Mpitsara.
|