20 lines
768 B
Markdown
20 lines
768 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7)
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny renirano...loharano mitondraka
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa hahatonga ny olon'ireo firenena hitondra harena be dia be, izay ho tahaka ny ony maharitra sy betsaka Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Hinono aminy, ho eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny ianao
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa ho toerana izay milamina sy fampiononana ny vahoakan'Andriamanitra i Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# ho lanjaina eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny
|
||
|
|
||
|
DH: "hilanja anao eo an-tsandriny ary hanindrahindra anao eo amin'ny lohaliny amim-pankasitrahana izy"
|
||
|
|
||
|
# no hampiononako anao, ary hampiononina ao Jerosalema ianao
|
||
|
|
||
|
DH: "no hampiononako anao any Jerosalema"
|