8 lines
399 B
Markdown
8 lines
399 B
Markdown
|
# Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro
|
||
|
|
||
|
Mampitaha ny lanitra amin'ny seza fiandrianana sy ny tany amin'ny fitoeran-tongotra Yaveh mba hanindriana fa tena lehibe Izy.
|
||
|
|
||
|
# aiza ary ny trano izay haorinao ho Ahy? Aiza ny toerana izay afahako miala sasatra?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy olombelona afaka manangana toerana mba hitoerany.
|