16 lines
756 B
Markdown
16 lines
756 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina
|
||
|
|
||
|
Io dia manindry fa rava ireo tanàna ary tsy misy olona mipetraka ao.
|
||
|
|
||
|
# Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia ravan'ny afo
|
||
|
|
||
|
DH: "Noravan'ny fahavalo tamin'ny afo ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao"
|
||
|
|
||
|
# hoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no afahanao mangina ary mbola manala baraka anay hatrany?"
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo izy ireo mba hanehoana ny hakivian'izy ireo satria tsy mbola tonga hamonjy azy ireo ihany Andriamanitra. DH: "Aza tazaninao fotsiny re izahay, ry Yaveh! Aza mangina fotsiny sy mbola manohy manala baraka anay re!"
|