16 lines
697 B
Markdown
16 lines
697 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Aiza ireo zotom-ponao sy asanao mahery?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hanehoana ny fihetseham-po lalina ary voakasika izy satria toy ny hoe tsy nanampy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hitanay ny zotom-ponao sy ny asanao mahery!"
|
||
|
|
||
|
# Ny famindram-ponao sy ireo asa fangorahanao dia mba nomena anay
|
||
|
|
||
|
DH: "Nitana ny indra-fonao sy ny fangorahanao taminay Ianao"
|
||
|
|
||
|
# fa Abrahama tsy mahalala anay, ary Israely tsy mahafantatra anay
|
||
|
|
||
|
Ireo razamben'ny firenen'Israely ireo dia tsy hahavita hahalala ny taranak'izy ireo satria niova be tokoa izy ireo. "Abrahama" sy "Israely" dia manambara ny taloha efa lasa.
|