12 lines
505 B
Markdown
12 lines
505 B
Markdown
|
# Hoy izy ireo
|
||
|
|
||
|
"hoy izahay." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Nampiditra ny tenany ho anisan'ny vahoaka Isaia.
|
||
|
|
||
|
# izay nitondra azy ireo nivoaka avy tao amin'ny ranomasina
|
||
|
|
||
|
Ny tantaran'i Yaveh mahagaga izay nampisaraka ny ranon'ny Ranomasina Mena mba ahafahan'ireo Israelita niampita sy nandositra ny Egyptiana dia fampahalalana efa nihatra.
|
||
|
|
||
|
# 'ireo mpiandry ny ondry aman'osiny
|
||
|
|
||
|
Ny mpitarika matetika dia tondroina amin'ny hoe "mpiandry ondry." DH: "ireo mpitarika ny vahoakany"
|