4 lines
274 B
Markdown
4 lines
274 B
Markdown
|
# 'Nahoana izahay no nifady hanina' hoy izy ireo, 'kanefa tsy hitanao izany? Nahoana izahay no nanetry tena, kanefa tsy tsikaritrao?'
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny vahoakan'Israely mba hitarainana amin'Andriamanitra fa tsapan'izy ireo toa tsy miraharaha azy ireo Izy.
|