16 lines
712 B
Markdown
16 lines
712 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Iza no ahianareo? Iza no atahoranareo mafy ka nahatonga anareo hamitaka...Ahy ianareo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hibedesana ny olona. DH: "Tsy maintsy matahotra ireo sampy ireo satria tena mamitaka tokoa ianareo...Ahy ianareo!"
|
||
|
|
||
|
# ka tsy nahatsiaro na niheritreritra Ahy ianareo
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa, na dia tokony hahatsiaro an'i Yaveh aza izy ireo, dia tsy nahatsiaro.
|
||
|
|
||
|
# Hanambara ireo asa marinareo sy hilaza izay rehetra efa nataonareo Aho
|
||
|
|
||
|
Maneso Yaveh, ary miantso ireo asa ratsy sy miantso ny fahamarinana.
|