24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ity dia tena mitovy amin'ny 35:10.
|
||
|
|
||
|
# Ny navotan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny vahoaka izay navotan'i Yaveh. DH: "Ireo izay navotan'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# am-pifaliana mandrakizay eo amin'ny lohan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Io dia mampiasa lohan'olona mba hilazana ilay olona manontolo. DH: "ho ravoravo mandrakizay izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# firavoravoana sy am-pifaliana...alahelo sy ny fisaonana
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "firavoravoana" sy "fifaliana" dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny, tahaka ny "alahelo" sy "fisaonana" ihany koa. Ireo miaraka dia manindry ny herin'ireo fihetseham-po ireo.
|
||
|
|
||
|
# fifaliana sy faharavoravoana hameno azy ireo
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny olona izay safotry ny hafaliana sy haravoana amin'ny fanehoana ireo fihetseham-pon'ny toetran'olombelona izay afaka mahazo ny olona ireo. DH: "ho safotry ny hafaliana sy haravoana izy ireo" na "ho ravo sy ho faly tanteraka izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# handositra ny alahelo sy ny fisaonana
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny olona izay tsy malahelo sy misaona intsony amin'ny filazana ireo fihetseham-po ireo toy ny hoe afaka mandositra. DH: "tsy halahelo sy hisaona intsony izy ireo"
|