16 lines
791 B
Markdown
16 lines
791 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakany Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Ambarako any am-piandohana ny fiafarana, ary mialohan'izay mbola tsy niseho
|
||
|
|
||
|
Io dia mamerina hevitra iray ihany amin'ny ankapobeny mba hanindriana. Ny matoanteny avy ao amin'ny andianteny voalohany dia azo anampiana ny faharoa. DH: "Ambarako any am-piandohana ny fiafarana, ary ambarako mialohan'izay mbola tsy niseho"
|
||
|
|
||
|
# Antsoiko avy any atsinanana ny vorona mpiremby
|
||
|
|
||
|
Kyrosy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe "vorona mpiremby". Tahaka ny vorona izay misambotra malaky ny hazany, no hanatanterahan'i Kyrosy faingana ny tanjon'i Yaveh dia ny handresy ireo firenena izany.
|
||
|
|
||
|
# efa nolazaiko; ka ho tanterahiko; efa natolotro, ka hataoko ihany koa izany
|
||
|
|
||
|
Io dia mamerina hevitra iray ihany mba hanindriana.
|