plt_tn/isa/45/07.md

16 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Izaho no nanao ny mazava ary nahary ny aizina; izao no mitondra fiadanana ary mahatonga loza
Ireo fiteny ireo dia samy sarinteny izay manindry fa Yaveh no mpahary faratampon'ny zavatra rehetra.
# Ianareo ry lanitra, aoka hanorana avy any ambony...hiara-hitsiry amin'izany ny fahamarinana
Ny fahamarinany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe orana izay milatsaka eto an-tany, ary ny fahamarinany sy ny famonjeny dia resahina toy ny hoe zava-maniry izay maniry eto an-tany.
# Ianareo ry lanitra
Manala ny fifantohany vetivety amin'ny vahoakany Yaveh ary manomboka miresaka amin'ny lanitra.