4 lines
240 B
Markdown
4 lines
240 B
Markdown
|
# Hamahana ny ondry aman'osiny toy ny mpiandry ondry Izy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia miresaka ny vahoakan'i Yaveh toy ny hoe ondry ary Yaveh ho toy ny mpiandry azy ireo. DH: "Hikarakara ny vahoakany tahaka ny mpiandry ondry mamahana ny ondriny Izy"
|