16 lines
718 B
Markdown
16 lines
718 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy ny vavaka nosoratany ihany Hezekia.
|
||
|
|
||
|
# averina amiko indray anie ny aiko
|
||
|
|
||
|
DH: "enga anie mba hamerina amiko ny aiko Ianao"
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny lavaky ny faharavana
|
||
|
|
||
|
Tsy maty Hezekia fa efa ho faty. Io dia manondro an'i Yaveh manavotra azy tsy ho faty. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "tsy ho faty ary tsy handeha ho any amin'ny lavaky ny faharavana aho" na "mba tsy ho faty aho"
|
||
|
|
||
|
# fa efa nanipy ireo fahotako rehetra ho any an-damosinao Ianao
|
||
|
|
||
|
Miresaka an'i Yaveh mamela ny helony Hezekia toy ny hoe zavatra izay arian'i Yaveh any aoriany sy hadinoiny ireo. DH: "fa efa namela ny otako rehetra Ianao ary tsy mihevitra ny momba ireny intsony"
|