32 lines
1.5 KiB
Markdown
32 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny ny hafatry ny mpanjakan'i Asyria amin'ny vahoakan'i Joda ny lehibe mpifehy. (Jereo: 36:16)
|
||
|
|
||
|
# Moa nisy tamin'ireo andriamanitry ny vahoaka namonjy azy ireo tamin'ny...Asyria?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io ny lehibe mpifehy mba hanesoana ny vahoakan'i Joda. Afaka soratana amin'ny fehezanteny izany fanontaniana izany. DH: "Tsy misy olon'andriamanitra namonjy azy ireo tamin'ny...Asyria."
|
||
|
|
||
|
# tanan'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Ny fifehezan'ny mpanjaka dia tondroina amin'ny "tanany". DH: "ny fifehezan'ny mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# Aiza ireo andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Aiza ihany koa ireo andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io ny lehibe mpifehy mba hanesoana ny vahoakan'i Joda. Afaka atambatra ary soratana amin'ny fehezanteny izany fanontaniana izany. DH: "Tsy namonjy ny vahoakan'izy ireo tamin'ny heriko ireo andriamanitr'i Hamata, Arpada, Sefarvaima, ary Samaria."
|
||
|
|
||
|
# Hamata...Arpada
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 10:7 ireo anaran-tanàna ireo.
|
||
|
|
||
|
# Sefarvaima
|
||
|
|
||
|
Io dia anaran-tanàna.
|
||
|
|
||
|
# nisy andriamanitra nahavonjy...tahaka ny hoe afaka mamonjy an'i Jerosalema amin'ny heriko ve Yaveh?"
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io ny lehibe mpifehy mba hanesoana ny vahoakan'i Joda. Afaka soratana amin'ny fehezanteny izany fanontaniana izany. DH: "tsy misy andriamanitra izay namonjy...ary tsy hamonjy anareo izay any Jerosalema tsy hiharan'ny heriko Yaveh."
|
||
|
|
||
|
# ny taniny
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona izay mipetraka ao amin'ilay tany. DH: "ny vahoakany"
|