16 lines
1.1 KiB
Markdown
16 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miteny amin'ny haikanto Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Ny tany sy izay mameno izany dia tsy maintsy mihaino, dia izao tontolo izao, sy ny zavatra rehetra avy amin'izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny tany dia resahina toy ny hoe zavatra izay takiana mba hihaino an'i Yaveh mba hanindriana fa eo ambany fahefan'i Yaveh izany. Ireo andianteny mifanindran-dalana ireo dia sarinteny hilazana ny olona rehetra izay monina eto amin'izao tontolo izao. DH: "Amin'ny toerana rehetra na aiza na aiza eto an-tany, dia tsy maintsy mihaino izay lazaiko ny olona rehetra"
|
||
|
|
||
|
# izao tontolo izao, sy ny zavatra rehetra avy amin'izany
|
||
|
|
||
|
Io dia andianteny fifanindrinan-dalana faharoa. Ny teny tsy eo dia azo ampiana amin'ireo andianteny io. DH: "izao tontolo izao, ary ny zava-drehetra izay avy ao amin'izany dia tsy maintsy mihaino"
|
||
|
|
||
|
# nandrava azy ireo tanteraka Izy, nanolotra azy ireo teo an-tanan'ny mpamono Izy
|
||
|
|
||
|
Matetika ireo mpaminany dia miresaka ireo zavatra izay hitranga amin'ny hoavy toy ny hoe efa nitranga izany. Io dia manindry fa tena hitranga tokoa izany zavatra izany. DH: "Handringana tanteraka azy ireo Izy, hanolotra azy ireo eo amin'ny mpamono Izy"
|