24 lines
957 B
Markdown
24 lines
957 B
Markdown
|
# Mivaha ireo tady mahazakanareo; tsy mahazona ny hazo lava amin'ny toerany ireo; tsy mahavita mamelatra ny lain-tsambo ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Tahaka ny sambo izay tsy afaka mihetsika eo amin'ny rano ny tafika Asyriana: ireo tady izay manohana ny hazo lava sy ny lain-tsambo dia nivaraka ary tsy mahazona ny hazo lava intsony, ka dia tsy misy ilana azy ny lain-tsambo (33:1) na 2) tsy miady intsony ny vahoakan'i Joda: "Namaha ireo tady izay nanohana ny fanevanareo ianareo; tsy mievaheva intsony ny faneva" (33:17-33:22, jereo ny UDB).
|
||
|
|
||
|
# hazo lava
|
||
|
|
||
|
bao lava izay mihazona ny lain-tsambo
|
||
|
|
||
|
# lain-tsambo
|
||
|
|
||
|
lamba lava izay feno rivotra ary mamindra ny sambo eo amin'ny rano
|
||
|
|
||
|
# rehefa zaraina ny voababo lehibe
|
||
|
|
||
|
DH: "rehefa mizara ny harena izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny mandringa
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona izay tsy afaka mandeha. DH: "ireo izay malemy"
|
||
|
|
||
|
# ny olona izay mitoetra any dia ho voavela heloka
|
||
|
|
||
|
DH: "Hamela ny fahotan'ny olona izay mipetraka ao Yaveh"
|