12 lines
612 B
Markdown
12 lines
612 B
Markdown
|
# havandra
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 28:1 izany.
|
||
|
|
||
|
# simba ny ala, ka ringana tanteraka ny tanàna
|
||
|
|
||
|
DH: "mandrava ny ala ary mamotika tanteraka ny tanàna izany"
|
||
|
|
||
|
# ho tahiana ianao izay mamafy eny akaikin'ireo riana, ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny fitahian'i Yaveh ny vahoakany rehetra ary miresaka ireo zavatra izay ara-dalàna mba hataon'ny vahoakany. DH: "Hitahy anao Yaveh, raha mamboly ireo vokatrao any an-tsaha eo amoron'ny riana ianao ary raha mandefa ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka any amin'ireo tany fihinanam-bilona"
|