20 lines
811 B
Markdown
20 lines
811 B
Markdown
|
# Fa misy toerana fandorana efa nomanina hatry ny ela
|
||
|
|
||
|
DH: "Fa tany aloha be no efa nanomanan'i Yaveh toerana handorana"
|
||
|
|
||
|
# toerana fandorana
|
||
|
|
||
|
Io andianteny io dia dikan'ny teny hoe "Tofeta". Tofeta dia toerana any amin'ny Lohasahan'i Hinoma, atsimon'i Jerosalema, izay nandoran'ny vahoaka ny zanak'izy ireo mba hatao sorona ho an'ny andriamani-tsy izy tany aloha.
|
||
|
|
||
|
# nomanina ho an'ny mpanjaka izany
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa manondro ny mpanjakan'i Asyria io. DH: "Nanomana izany ho an'ny mpanjakan'i Asyria Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Efa vonona amin'ny afo sy kitay be dia be ny antontany
|
||
|
|
||
|
"Efa vonona amin'ny kitay maro be mba hampirehetana afo ny antontany"
|
||
|
|
||
|
# Ny fofonain'i Yaveh, tahaka ny fandriaky ny solifara, dia handrehitra izany
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny fofon'ain'i Yaveh toy ny hoe onin'afo izay handrehitra ny antontany izany.
|