20 lines
708 B
Markdown
20 lines
708 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
|
||
|
|
||
|
# Hanome...Izy
|
||
|
|
||
|
"Hanome...Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# mofo mitobatobaka avy amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "mofo" dia manambara ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "hahatonga ny tany hamokatra sakafo be dia be mba hohaninareo Izy"
|
||
|
|
||
|
# Amin'izany andro izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
|
||
|
|
||
|
# izay nokororohina tamin'ny angady sy angady fitrebika
|
||
|
|
||
|
Ny angady sy angady fitrebika dia nampiasaina mba hamafazana voa eny amin'ny rivotra mba hitsoka hanala ny akofa ny rivotra, ka izay azo ho hanina ihany no tavela. DH: "izay nokororohinareo tamin'ny angady sy angady fitrebika"
|