32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
|
||
|
|
||
|
# ny mofon'ny fahoriana sy ny ranon'ny alahelo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "mofo" sy "rano" dia anaovana ny sakafon'ny olona tena mahantra. Ny andianteny manontolo dia manambara ireo fotoana sarotra sy ny fahantran'ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# mpampianatrareo
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# hahita ny mpampianatrareo amin'ny masonareo mihitsy ianareo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "masonareo" dia manambara ny olona manontolo. DH: "ianareo mihitsy no hahita ny mpampianatrareo"
|
||
|
|
||
|
# Ny sofinareo handre teny
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "sofina" dia manambara ny olona manontolo. DH: "Ho renareo"
|
||
|
|
||
|
# teny avy aorianareo hanao hoe
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "teny" dia manambara ilay olona miteny. DH: "izy izay miteny ao ivohonao manao hoe"
|
||
|
|
||
|
# Ity no lalana, amin'ity mandeha
|
||
|
|
||
|
Ny fomba tian'i Yaveh hitondran'ny vahoaka ny tenany dia resahina toy ny hoe lalana izany. Ny fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe olona mandeha amin'ny lalany izany.
|
||
|
|
||
|
# rehefa mivily ho amin'ny ankavanana na mivily ho amin'ny ankavia ianareo
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe olona izay mivily miankavia na miankavanana miala amin'ny lalan'i Yaveh.
|