44 lines
1.9 KiB
Markdown
44 lines
1.9 KiB
Markdown
|
# ny ankohonan'i Jakoba
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "ankohonana" dia manambara fianakaviana. DH: "ireo taranak'i Jakoba"
|
||
|
|
||
|
# izay nanavotra an'i Abrahama
|
||
|
|
||
|
Izany dia mety manondro ny fotoana niantsoan'i Yaveh an'i Abrahama avy any an-tanàna fonenany ary nandefa azy tany amin'ny tany nampanantenaina.
|
||
|
|
||
|
# Tsy ho menatra intsony i Jakoba...ny tavany...mahita ny zanany izy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "Jakoba" dia manambara ireo taranany. DH: "Tsy ho menatra intsony ireo taranak'i Jakoba...ny tavan'izy ireo...mahita ny zanak'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hivaloarika ny tavany
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny izay midika fa tsy hatahotra intsony izy ireo. DH: "tsy hatahotra izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Kanefa rehefa mahita ny zanany, izay asan'ny tanako izy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "tanana" dia manambara ny herin'i Yaveh sy ny asany. DH: "Rehefa mahita ny zanany rehetra izy ireo dia efa nanome azy ireo sy ny rehetra izay nataoko Aho"
|
||
|
|
||
|
# hanamasina ny anarako izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "anarana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "hanome voninahitra Ahy izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Hanamasina ny anaran'ilay Iray Masin'i Jakoba izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "anarana" dia manambara an'i Yaveh. Manondro ny tenany amin'ny hoe "Ilay Iray Masin'i Jakoba" Yaveh. DH: "Hanome voninahitra Ahy, Ilay Iray Masin'i Jakoba izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# an'ilay Andriamanitr'Israely
|
||
|
|
||
|
Manondro ny tenany amin'ny hoe "Ilay Andriamanitr'Israely" Yaveh. DH: "Amiko, Andriamanitr'Israely"
|
||
|
|
||
|
# Ireo izay mivily fanahy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "fanahy" dia manambara ny ao anatin'ny olona. DH: "Ireo izay diso tamin'izay noheverin'izy ireo" na "Ireo izay diso amin'ny toe-tsain'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hahazo fahazavan-tsaina
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava kokoa izany mba hanazava hoe inona no ho takatr'izy ireo. DH: "hanomboka hahatakatra an'i Yaveh sy ireo lalàny"
|
||
|
|
||
|
# ireo mpitaraina dia hahazo fahalalana
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava kokoa izany mba hanazava hoe fahalalana inona no hianaran'izy ireo. DH: "ireo izay mitaraina dia hanomboka hahafantatra fa marina izay ampianarin'i Yaveh azy ireo"
|