16 lines
1.0 KiB
Markdown
16 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Hitoby manodidina anao Aho
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. Io dia manambara an'i Yaveh mahatonga ny tafika fahavalo hanodidina an'i Jerosalema. DH: "Handidy ny tafik'ireo fahavalo mba hanodidina anao Aho"
|
||
|
|
||
|
# hanemitra...tovon-tany
|
||
|
|
||
|
Ny "temitra" dia tilikambo izay hamboarin'ireo miaramila mba hanafihana ireo tanàna amin'ny manda avo. Ny "tovon-tany" ihany koa dia fitaovana samihafa izay hatsangan'ireo tafika mba hanafihana ireo tanàna.
|
||
|
|
||
|
# Haetry ianao
|
||
|
|
||
|
DH: "Hanetry anao ny fahavalonao"
|
||
|
|
||
|
# ka hiteny eny amin'ny tany; ho ambany avy eny amin'ny vovoka ny teninao. Ho tahaka ny angatra mivoaka avy ao amin'ny tany ny feonao, ary ny teninao dia halefaka avy ao amin'ny vovoka tokoa
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny rehetra ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Manindry ireo fa ny olona izay niresaka tamin'ny teny am-piavonavonana dia ho osa ary alahelo rehefa resin'ny fahavalo izy ireo. DH: "ary ianao dia ho afaka hiteny bitsibitsika mora tahaka ny fanahy miresaka avy amin'ny fitoeran'ny olona maty fotsiny ihany"
|