36 lines
1.5 KiB
Markdown
36 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Io teny io dia manamarika tranga manan-danja izay hitranga.
|
||
|
|
||
|
# amin'izany andro izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
|
||
|
|
||
|
# dia hively vary...Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny fanangonan'i Yaveh ny vahoakany mba hitondrana azy ireo miverina avy any amin'ireo firenen-kafa ho any amin'ny tanin'ny Israely dia resahina toy ny hoe nively vary mba hanasarahana ny vary amin'ny akofa Izy.
|
||
|
|
||
|
# manomboka any amin'ny reniranon'i Eofrata ka hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Egypta
|
||
|
|
||
|
Manonona ny Reniranon'i Eofrata sy ny lohasahan-driakan'i Egypta Isaia mba hidika fa hamerina ny vahoakan'Israely izay tany an-tsesitany tany amin'ireo tany akaikin'ireo rano ireo Yaveh, izany dia, Asyria sy Egypta. Ny reniranon'i Eofrata dia any avaratra atsinanan'i Israely, ary ny lohasahan-driakan'i Egypta dia any atsimo andrefan'i Israely.
|
||
|
|
||
|
# lohasahan-driakan'i Egypta
|
||
|
|
||
|
"lohasaha falehan'ny riakan'i Egypta"
|
||
|
|
||
|
# ianareo...hangonina tsirairay
|
||
|
|
||
|
DH: "hanangona anareo tsirairay Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ho tsofina ny trompetra lehibe
|
||
|
|
||
|
DH: "hitsoaka ny trompetra mafy ny olona"
|
||
|
|
||
|
# ho avy ireo izay rava avy any amin'ny tanin'i Asyria, sy izay voaroaka tany amin'ny tanin'i Egypta
|
||
|
|
||
|
Ny fampahalalana efa fantatra dia afaka atao mazava. DH: "ireo izay tany an-tsesitany ary maty tany amin'ny tanin'i Asyria sy ny tanin'i Egypta dia hiverina any amin'ny tanin'ny Israely.
|
||
|
|
||
|
# tendrombohitra masina
|
||
|
|
||
|
Ny "tendrombohitra masina" dia Tendrombohitra Ziona, any Jerosalema. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:8.
|