28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Voaravona ny lalan'ny olo-marina...ahitsinao ny lalan'ny marina
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny olona mankatoa an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalany izy ireo. Yaveh manome antoka ny vahoaka fa marina izay ataony dia resahina toy ny hoe mandravona ary nanitsy ny lalana ho azy ireo Izy.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny lalan'ny fitsaranao, ry Yaveh, no hiandrasanay Anao
|
||
|
|
||
|
Ny fanaovana izay tsarain'i Yaveh ho marina dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalany. DH: "miandry Anao izahay, ry Yaveh, araka ny mbola hanaovanay hatrany izay tsarainao fa marina"
|
||
|
|
||
|
# ny fitsaranao
|
||
|
|
||
|
"ireo lalànao" na "ireo fampianaranao"
|
||
|
|
||
|
# hiandrasanay
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Isaia sy ireo olona marina izay miresaka amin'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ny anaranao sy ny lazanao no fanirianay
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "anarana" sy "laza" dia manambara ny toetran'i Yaveh izay manambara an'i Yaveh mihitsy. DH: "ny hanome voninahitra Anao ihany no fanirianay"
|
||
|
|
||
|
# mitady Anao fatratra ny fanahy ato anatiko
|
||
|
|
||
|
Ny faniriana ny hahafantatra tsara an'i Yaveh sy ireo lalàny dia resahina toy ny hoe nitady an'i Yaveh ilay olona. DH: "Te hahalala Anao fatratra kokoa aho"
|
||
|
|
||
|
# mitady Anao fatratra ny fanahy ato anatiko
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "fanahy" dia manambara ilay olona manontolo izay miteny.
|