24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Iza no nikasa izany hanoherana an'i Tyro ... tany ireo mpanakalony
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana Isaia mba hanesoana an'i Tyro. Ny teny hoe "izany" dia ilazana ny fikasan'Andriamanitra handrava an'i Tyro izay nofaritan'Isaia tao amin'ny 23:1-7. Ary koa, "Tyro" dia manondro ireo vahoaka izay monina ao Tyro. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "Yaveh no nikasa handringana ny vahoakan'i Tyro ... tany ireo mpanakalony"
|
||
|
|
||
|
# ilay mpanome satro-boninahitra
|
||
|
|
||
|
Eto ny "satro-boninahitra" dia ilazana ny fahefana izay ananan'ny olona iray amin'ny olona. DH: "izay manome fahefana hanapaka eo amin'ny hafa"
|
||
|
|
||
|
# izay andrian-dahy ireo mpivarony
|
||
|
|
||
|
Ampitahaina amin'ny andrian-dahy ireo mpivarotra mba hanindriana ny haben'ny fahefana izay nananan'izy ireo rehefa nankany amin'ny tany samihafa. DH: "izay tahaka ny andrian-dahy ny mpivarony"
|
||
|
|
||
|
# izay olona manam-boninahitra amin'ny tany ireo mpanakalony
|
||
|
|
||
|
DH: "izay omen'ny olona ny haja ambony indrindra ny mpanakalony"
|
||
|
|
||
|
# mba hanalana baraka ny fiavonavonany sy ny voninahiny rehetra
|
||
|
|
||
|
"mba hanalana baraka azy ireo satria miavonavona nohon'ny amin'ny vninahiny ihany izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# fiavonavonany ... ny voninahiny ... ireo olony manam-boninahitra
|
||
|
|
||
|
Eto ny mpisolo-tena tampisaka "-ny" dia ilazana ny tanànan'i Tyro izay ilazana ny vahoaka izay monina ao. DH: "fiavonavonan'izy ireo ... ny voninahitr'izy ireo ... ireo olony manam-boninahitr'izy ireo"
|