28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Meto ho Isaia na Yaveh no miteny eto.
|
||
|
|
||
|
# Izany no fikasana izay nokasaina ho an'ny tany manontolo
|
||
|
|
||
|
Ny hevitry ny "nokasaina" dia azo atao hoe DH: "Izany no fikasana izay kasain'Andriamanitra ho an'ny tany manontolo"
|
||
|
|
||
|
# ary izany no tanana izay nasandratra eo amin'ireo firenena rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny fahavononan'Andriamanitra hanafay ny firenena dia resahina toy ny hoe nanandratra ny tanany mba hamely azy ireo Izy. Ny teny hoe "tanana" dia mety hilazana ny heriny ihany koa. DH: "ary izany no fahefan'i Yaveh hanafay ny firenena rehetra" na "Izao no hamaizan'i Yaveh ny firenena"
|
||
|
|
||
|
# iza no hahasakana Azy
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana io dia manamafy fa tsy misy mahasakana an'i Yaveh. DH: "tsy hisy hahasakana Azy"
|
||
|
|
||
|
# Yaveh tompon'ny maro
|
||
|
|
||
|
Adikao araka ny ao amin'ny 1:9.
|
||
|
|
||
|
# Misandratra ny tanany
|
||
|
|
||
|
Maneho ny fahavononan'Andriamanitra hanafay ny firenena io. DH: "Vonona ny hanafay azy ireo Izy"
|
||
|
|
||
|
# iza no hampihemotra izany?
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana io dia ampiasaina mba hilazana fa tsy misy afaka mampihemotra ny tanan'Andriamanitra. Ny fampihemorana ny tanana dia maneho ny fanakanana Azy tsy hanafay ny firenena. DH: "tsy hisy afaka hampihemotra Azy." na "tsy hahasakana Azy tsy hanafay azy ireo"
|