20 lines
1.5 KiB
Markdown
20 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# 5Moa ve ny famaky hirehareha momba ny tenany amin'izay mampiasa azy? Moa ve ny tsofa hidoka ny tenany noho ilay iray izay manapaka amin'ny alalan'izany?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny mpiteny hanesoana ny mpanjakan'i Asyria. DH: 'Tsy afaka mirehereha ny famaky fa tsara noho ilay mitana izany. Ary ny tsofa dia tsy mahazo voninahitra noho ilay iray izay manapaka amin'izany."
|
||
|
|
||
|
# tsofa
|
||
|
|
||
|
fitaovana maranitra hanapahana hazo
|
||
|
|
||
|
# Izany dia tahaka ny hoe afaka manainga an'ireo izay manainga izany ny tsorakazo iray na toy ny hoe afaka manainga olona ny tsorakazo
|
||
|
|
||
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary miara-ampiasaina mba hanamafisana ny hevitr'ireo fanontaniana roa nialoha azy. Azo adika amin'ny endrika fehezanteny vaovao io. DH: "Ary ny tsorakazo na ny tehina dia tsy afaka manainga ny olona izay mitsimpona izany"
|
||
|
|
||
|
# Noho izany dia handefa fahiazana eo amin'ireo mpiadiny sangany i Yaveh Tompon'ny maro
|
||
|
|
||
|
Tsy mazava raha Yaveh na Isaia no miteny eto. Azo averina arafitra io mba ho azo adika hoe "osa tokoa" ny teny hoe "fahiazana." DH: "Noho izany, Izaho Yaveh tompon'ny maro, dia hahatonga ny miaramilan'ny mpanjaka matanjaka indrindra ho osa tanteraka"
|
||
|
|
||
|
# eo ambanin'ny voninahiny dia hisy firehetana tahaka ny afo mirehitra
|
||
|
|
||
|
Mampitaha ny famaizany amin'ny afo Yaveh. Manamafy izany fa ny famaizany dia hamotika tanteraka ny famirapiratana sy ny fahalebiazan'ny fanjakan'i Asyria. DH: "ho petehiko toy ny fampirehetana afo mba handoro ny zavatra rehetra ireharehany ny fahalebiazany"
|