36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
|
||
|
|
||
|
# Ry firenena, mpanota
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Milaza zavatra reo samihafa momba azy ireo Isaia. DH: "Ry firenen'Israely, ianareo mpanota" na 2) milaza zavatra iray ihany momba azy ireo izy. DH: "Firenena mpanota"
|
||
|
|
||
|
# vahoaka mavesa-keloka
|
||
|
|
||
|
Ny zavatra mavesatra izay lanjain'ny olona dia sarinteny ilazana ny fahotan'izy ireo be dia be. DH: "tahaka ny kitapo mavesatra eo an-tsorony ka mahasarotra ny famindran'izy ireo ny fahotany"
|
||
|
|
||
|
# taranaka mpanao ratsy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "taranaka" dia sarinteny ilazana ny olona izay manao izay nataon'ny hafa. DH: "olona izay manao ny ratsy izay hitany ataon'ny hafa ihany"
|
||
|
|
||
|
# simba toetra
|
||
|
|
||
|
manao asa ratsy
|
||
|
|
||
|
# Efa nahafoy an'i Yaveh izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Niala lavitra an'i Yaveh izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nanao tsinontsinona
|
||
|
|
||
|
"nandà tsy hankatoa" na "nandà tsy hanaja"
|
||
|
|
||
|
# Israely
|
||
|
|
||
|
Isan'ny firenen'Israely i Joda.
|
||
|
|
||
|
# efa nampihemotra ny tenany taminy izy ireo
|
||
|
|
||
|
Na dia efa mpinamana aza izy ireo taloha, dia raisiny toy ny olona tsy fantany Izy ankehitriny.
|