plt_tn/hos/08/01.md

16 lines
475 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba ny fiavian'ny tafika Asyriana hanafika ny fanjakana tavaratra Yaveh.
# Misy voromahery tonga eo amin'ny tranon'i Yaveh
Ny voromahery, izay vorona mpihaza, matetika dia ilazana ireo fahavalon'Israely. DH: "Tahaka ny fihazan'ny voromahery ny biby hafa, no hiavian'ny fahavalon'Israely hambabo ny oloko"
# nandika ny fanekeko
Eto ny hoe "nandika" dia midika hoe "tsy nankatoa."
# mahafantatra Anao.
"mahatoky aminao"