24 lines
1.3 KiB
Markdown
24 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia manohy ny amin'ny tokony ataon'ireo mpino Hebreo tsy matotra mba ho tonga Kristiana matotra. Izy dia mampatsiahy azy ireo ny amin'ireo fampianarana fototra.
|
||
|
|
||
|
# andeha havelantsika ny fiantombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny fahamatorana
|
||
|
|
||
|
Ity dia miresaka momban'ireo fampianarana fototra toy ny hoe fiantombohan'ny tontolo andro ary ireo fampianarana matotra toy ny hoe faran'ny tontolo andro. DH: "andeha hajanontsika fotsiny ny firesahana izay nianarantsika voalohany ary hanomboka hanakatra ireo fampianarana matotra bebe kokoa ihany koa"
|
||
|
|
||
|
# Andeha isika tsy hametraka indray ny fototry ... ny finoana an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny fampianarana fototra dia resahina toy ny hoe trano lehibe izay manomnoka amin'ny fametrahana fototra ny fanamboarana azy. DH: "Andeha isika tsy hamerina ireo fampianarana fototra ... ny finoana an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# asan'ny maty
|
||
|
|
||
|
Ny asa feno fahotana dia resahina toy ny hoe an'ny tontolon'ny maty ireo.
|
||
|
|
||
|
# na ny fototry ny fampianarana ... fitsarana mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Ny fampianarana fototra dia resahina toy ny hoe trano izay ny fametrahana fototra no fiantombohan'ny fananganana azy. DH: "na ireo fampianarana fototra ... fitsarana mandrakizay"
|
||
|
|
||
|
# ny fametrahan-tanana
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fanao ity dia natao mba hanokanana olona iray ho amin'ny fanompoana manokana na toerana manokana.
|