plt_tn/hab/03/16.md

13 lines
448 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manoritsoritra ny fiafenany i Habakoka rehefa nieritreritra izay mety hamaizan'Yaveh ireo Kaldeana.
# Nihorohoro ny tao anatiko! Nipararetra ny molotro ... Tonga tamin'ny taolako ny fahalovana ... nangovitra ny tenako
Oharina amin'ny fahatahorana
ny fieritreretana ny amin'ny fiainan-koavy. Mampiasa ny ampahany amin'ny vatany i Habakoka mba hilazany fa natahotra ny ankamaroan'ny vatany.
# Fahalovana
lo