plt_tn/gen/47/25.md

20 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Enga anie ka hahita fitia eo imasonao izahay
Eto ny "maso" dia ilazana ny fisainana na ny hevitra. DH: "Aoka ho faly aminay ianao"
# hahita fitia
Ny heviny dia manaiky ny olona iray ny olona iray hafa.
# teo amin'ny tany Egypta
"manerana ny tany Egypta" na "manerana an'i Egypta"
# hatramin'izao andro izao
ilazana ny fotoana izay nanoratan'ny mpanoratra izany.
# iray ampaha-diminy
Adikao mitovy amin'ny nandikanao ny "ampahadimy" ao amin'i 47:23.