20 lines
714 B
Markdown
20 lines
714 B
Markdown
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Nampiasaina izany teny izany mba hanamarihana ny fiatoana ao amin'ny votoatin'ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka milaza amintsika ny fizaran-tantara vaovao.
|
||
|
|
||
|
# ny tany Egypta sy Kanana
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny olona izay mipetraka ao amin'ireo tany ireo izany. DH: "Ny olon'i Egypta sy ny olon'i Kanana"
|
||
|
|
||
|
# Simba
|
||
|
|
||
|
"tonga nahia sy reraka"
|
||
|
|
||
|
# Nangonin'i Josefa tamin'ny alalan'ny fivarotana vary tamin'ireo mponina avokoa ny vola rehetra teo amin'ny tany Egypta sy ny tany Kanana
|
||
|
|
||
|
"Nandany ny volan'izy ireo tamin'ny fividianana vary tamin'i Josefa ny olon'ny tany Egypta sy Kanana"
|
||
|
|
||
|
# Nangonin'i Josefa ... nentin'i Josefa
|
||
|
|
||
|
Azo antoka tokoa fa nandamina ireo mpanompony hanangona sy hitondra ny vola i Josefa.
|