plt_tn/gen/44/11.md

20 lines
698 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nametraka ny kitapony tamin'ny tany
"nanao ny lasakany tamin'ny tany"
# lehibe indrindra ... tanora indrindra
Ny teny hoe "rahalahy" dia azo avy hatrany. DH: "ilay lahimatoa amin'ny rahalahy ... ilay faralahy amin'ireo rahalahy"
# tanora indrindra, ka hita tao amin'ny kitapon'i Benjamina ilay kapoaka
Afaka adika ho fehezan-teny vaovao izany fehezanteny izany. DH: "faralahy. Hitan'ilay tompon'andraikitra amin'ny fampandrosoana tao anaty lasakan'i Benjamina ilay kapoaka"
# Ary nandriatra ny akanjony izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia ilazana ireo rahalahy. Ny fandrovitana ny akanjo dia marika hanehoana ny adin-tsaina lehibe sy ny alahelo.
# ary niverina
"ary niverina izy ireo"