16 lines
613 B
Markdown
16 lines
613 B
Markdown
|
# Nivoaka haingana tao an'efitra
|
||
|
|
||
|
"Nivoaka malaky tao an'efitra"
|
||
|
|
||
|
# satria nientanentana mafy noho ireo rahalahiny izy
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny "nientanentana mafy" dia ilazana ny fihetseham-po mafy na ny fahatsapana rehefa misy zavatra manan-danja mitranga. DH: "fa nanana fihetseham-po mafy nohon'ny fangoraham-po ho an'ireo rahalahiny izy" na "satria nanana fihetseham-po mafy nohon'ny fitiavana ireo rahalahiny izy"
|
||
|
|
||
|
# niteny hoe
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava ny amin'izay noresahan'i Josefa. DH: "ary niteny tamin'ireo mpanompony" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Arosoy ny sakafo
|
||
|
|
||
|
Ny heviny dia mizara ny sakafo ho an'ny olona mba hinanan'izy ireo.
|