plt_tn/gen/43/18.md

20 lines
857 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Natahotra ireo lehilahy
"Natahotra ireo rahalahin'i Josefa"
# nentina tao an-tranon'i Josefa izy ireo
Afaka atao izany hoe: DH: "nandeha nankany an-tranon'i Josefa izy ireo" na "no entin'ilay tompon'andraikitra mpampandroso tao an-tranon'i Josefa izy ireo"
# Noho ilay vola naverina tao anaty kitapontsika tamin'ny voalohany nampidirana antsika tato
Afaka atao izany hoe: DH: "ilay tompon'andraikitra mpampandroso no nampidirana antsika tato an-trano nohon'ny vola izay nisy namerina tao anaty lasakantsika"
# mba hahafahany manararotra antsika. Mety hisambotra antsika (...) izy
Afaka adika ho fehezanteny vaovao izany. DH: "Miandry ny fotoana mety hahafahany manasoketa antsika mba hahafahany managatra antsika"
# tonga nidina (...) izahay
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta.