plt_tn/gen/37/21.md

32 lines
983 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nandre izany
"Nandre izay noresahin'izy ireo"
# teo am-pelan-tanan'izy ireo
Ny andian-teny hoe "tanan'izy ireo" dia ilazana ny tetik'ireo rahalahiny hamono azy. DH: "hiala amin'izy ireo" na "hiala amin'ny tetik'izy ireo"
# Aleo tsy esorintsika ny ainy
Ny andian-teny hoe "esorintsika ny ainy" dia fanalefahan-teny ho an'ny famonoana olona. DH: "Aoka tsy hamono an'i Josefa isika"
# aza mandatsa-drà
Ny "mandatsa-drà" ihany koa dia fanalefahan-teny ho an'ny famonoana olona. DH: "Aza manapitika rà" na "Aza mamono azy"
# aza mikasi-tanana azy
Ny heviny dia tsy manao ratsy azy na mandratra azy. DH: "aza mandratra azy"
# mba hafahany manavotra azy
Afaka adika ho fehezanteny vaovao izany: "Nilaza izany Robena mba hahafahany manavotra an'i Josefa"
# eo an-tanan'izy ireo
Ny andian-teny "eo an-tanan'izy ireo" dia ilazana ny tetik'ireo rahalahiny hamono azy. DH: "hiala amin'izy ireo" na "hiala amin'ny tetik'izy ireo"
# ka hitondra azy miverina
"ary hamerina azy"