16 lines
611 B
Markdown
16 lines
611 B
Markdown
|
# Hoy ireo tamin'izy ireo hoe
|
||
|
|
||
|
"Hoy ireo zanaka lahin'i Jakoba tamin'i Sekema sy Hamora hoe"
|
||
|
|
||
|
# Tsy afaka manao izany zavatra izany izahay, hanome ny anabavinay
|
||
|
|
||
|
"Tsy afaka ny hanaiky ny hanome an'i Dina ho amin'ny fanambadiana izahay"
|
||
|
|
||
|
# fa ho fahafaham-baraka ho anay izany
|
||
|
|
||
|
"fa hahatonga henatra ho anay izany." Eto ny "anay" dia ilazana an'ireo zanaka lahin'i Jakoba sy ireo olona Israely rehetra.
|
||
|
|
||
|
# homenay anareo ireo zanakay vavy ... ho alainay ho anay ireo zanakareo vavy
|
||
|
|
||
|
Ny heviny dia hoe hamela ny olona avy ao amin'ny fianakavian'i Jakoba hanambady olona izay mipetraka ao amin'ny tanin'i Hamora.
|