12 lines
686 B
Markdown
12 lines
686 B
Markdown
|
# Vavolombelona ity antontam-bato ity, ary vavolombelona ilay tsangam-bato
|
||
|
|
||
|
Ireo antontam-bato ireo dia natao mba hahatsiarovana ny marikin'ny fefy eo amin'i Labana sy Jakoba manoloana ny fanekem-pihavanana. Resahina toy ireo olona vavolombelona izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Ilay Andriamanitr'i Abrahama, sy ilay andriamanitr'i Nahora, ary ireo andriamanitry ny rain'izy ireo anie hitsara antsika
|
||
|
|
||
|
Abrahama no raiben'i Jakoba. Nahora no raiben'i Labana.Tera no rain'i Abrahama sy Nahora. Tsy nanompo an'i Yaveh avokoa izy rehetra ireo.
|
||
|
|
||
|
# Ilay Tahotry Isaka rainy
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny ''..Taho(try)(tra)..'' dia ilazana an'i Yaveh, izay najain'i Isaka fatratra sy nanehoany fanajana amin'ny fankatoavany azy.
|